plt_tn/gen/30/25.md

12 lines
380 B
Markdown

# Tao aorian'ny niterahan'i Rahely an'i Josefa
''Tao aorian'ny niterahan'i Rahely an'i Josefa''
# avelao aho andeha
''mba hahafahako mandeha''
# ianao mahafantatra ny fanompoana nataoko anao
Nampahatsiahy an'i Labana ny fifanarahin'izy ireo i Jakoba (29:26). Ny anarana hoe ''fanompoana'' dia azo atao hoe ''nanompo.'' DH: "fantatrao fa efa ampy izay nanompo anao ela izay''