# Tao aorian'ny niterahan'i Rahely an'i Josefa ''Tao aorian'ny niterahan'i Rahely an'i Josefa'' # avelao aho andeha ''mba hahafahako mandeha'' # ianao mahafantatra ny fanompoana nataoko anao Nampahatsiahy an'i Labana ny fifanarahin'izy ireo i Jakoba (29:26). Ny anarana hoe ''fanompoana'' dia azo atao hoe ''nanompo.'' DH: "fantatrao fa efa ampy izay nanompo anao ela izay''