plt_tn/gen/30/05.md

16 lines
415 B
Markdown

# Bila
Anaran'ny mpanompo vavin'i Rahely izany. Jereo ny nandikanao izany anarana izany ao amin'ny 29:28.
# niteraka zanaka lahy ho an'i Jakoba
''nanome zanaka lahy ho an'i Jakoba ''
# niantso ny anarany (...) izy
''i Rahely no nanome azy ilay anarana''
# niantsoany azy hoe Dana
Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: ''Ny anarana hoe Dana dia midika hoe 'nitsara izy.'''