# Bila Anaran'ny mpanompo vavin'i Rahely izany. Jereo ny nandikanao izany anarana izany ao amin'ny 29:28. # niteraka zanaka lahy ho an'i Jakoba ''nanome zanaka lahy ho an'i Jakoba '' # niantso ny anarany (...) izy ''i Rahely no nanome azy ilay anarana'' # niantsoany azy hoe Dana Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: ''Ny anarana hoe Dana dia midika hoe 'nitsara izy.'''