plt_tn/gen/28/12.md

24 lines
561 B
Markdown

# Nanofy izy
''Nanofy Jakoba''
# niorina tamin'ny tany
''ny fotony dia niorina tamin'ny tany''
# Nipaka tamin'ny lanitra
Ilazana ny toerana izay honenan'Andriamanitra izany.
# Indro
Ny teny hoe ''Indro'' dia misarika ny fifantohantsika amin'ny fampahafantarana tsy ampoizina izay ho avy manaraka.
# nitsangana teo amboniny Yaveh
Ireo mety ho heviny dia 1) ''nitsangana teo amin'ny tendron'izany tohatra izany Yaveh'' na 2) nitsangana teo anilan'i Jakoba Yaveh''
# Abrahama rainao
Eto ny ''ray'' dia midika hoe ''razambe.'' DH: "Abrahama razambenao''