# Nanofy izy ''Nanofy Jakoba'' # niorina tamin'ny tany ''ny fotony dia niorina tamin'ny tany'' # Nipaka tamin'ny lanitra Ilazana ny toerana izay honenan'Andriamanitra izany. # Indro Ny teny hoe ''Indro'' dia misarika ny fifantohantsika amin'ny fampahafantarana tsy ampoizina izay ho avy manaraka. # nitsangana teo amboniny Yaveh Ireo mety ho heviny dia 1) ''nitsangana teo amin'ny tendron'izany tohatra izany Yaveh'' na 2) nitsangana teo anilan'i Jakoba Yaveh'' # Abrahama rainao Eto ny ''ray'' dia midika hoe ''razambe.'' DH: "Abrahama razambenao''