plt_tn/gen/28/06.md

28 lines
763 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miova amin'ny fitantarana an'i Jakoba mankany amin'ny fitantarana an'i Esao ny tantara
# Ary
Nampiasaina izany teny izany eto mba hanamarihana ny fiovana eo amin'ny tantara mankany amin'ny fampahafantarana fototra mahakasika an'i Esao.
# Padan-arama
Anarana hafa iantsoana ny faritr'i Mesopotamia izany, izay mitovy amin'izay misy an'i Iraka taty aoriana (Iraka vaovao). Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:19.
# haka vady
''haka vady ho azy / haka vady ho an'i tenany''
# Nahita ihany koa izy fa nitso-drano azy i Isaka
''Nahita ihany koa Esao fa nitso-drano an'i Jakoba i Isaka''
# Tsy mahazo maka
''Aza maka''
# ireo vehivavy avy any Kanana
''ireo zazavavy avy any Kanana'' na ''ireo vehivavy kananita''