# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miova amin'ny fitantarana an'i Jakoba mankany amin'ny fitantarana an'i Esao ny tantara # Ary Nampiasaina izany teny izany eto mba hanamarihana ny fiovana eo amin'ny tantara mankany amin'ny fampahafantarana fototra mahakasika an'i Esao. # Padan-arama Anarana hafa iantsoana ny faritr'i Mesopotamia izany, izay mitovy amin'izay misy an'i Iraka taty aoriana (Iraka vaovao). Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:19. # haka vady ''haka vady ho azy / haka vady ho an'i tenany'' # Nahita ihany koa izy fa nitso-drano azy i Isaka ''Nahita ihany koa Esao fa nitso-drano an'i Jakoba i Isaka'' # Tsy mahazo maka ''Aza maka'' # ireo vehivavy avy any Kanana ''ireo zazavavy avy any Kanana'' na ''ireo vehivavy kananita''