plt_tn/gen/27/46.md

16 lines
678 B
Markdown

# Vinitra mafy amin'ny fiainana aho
Manao filaza feno fampitomboana i Rebeka mba hanindriana ny fahatezerany amin'ireo vehivavy Hetita izay nalain'i Esao vady. DH: "Tezitra mafy aho''
# ireo zanakavavin'i Heta
''ireo vehivavy Hetita'' na ''ireo taranak'i Heta''
# tahak'ireo vehivavy ireo, ny sasany amin'ireo zanaka vavin'ny tany
Ny andian-teny hoe ''ireo zanaka vavin'ny tany'' dia midika hoe vehivavy eo an-toerana. DH: "tahak'ireo vehivavy izay monina amin'ny tany''
# dia inona no soa ho ahy amin'ny fiainako?
Mampiasa izany fanontaniana izany i Rebeka mba hanindriana ny fahatezerany raha manambady vehivavy Hetita i Jakoba. DH: "'hatsiravina tokoa ny fiainako!''