# Vinitra mafy amin'ny fiainana aho Manao filaza feno fampitomboana i Rebeka mba hanindriana ny fahatezerany amin'ireo vehivavy Hetita izay nalain'i Esao vady. DH: "Tezitra mafy aho'' # ireo zanakavavin'i Heta ''ireo vehivavy Hetita'' na ''ireo taranak'i Heta'' # tahak'ireo vehivavy ireo, ny sasany amin'ireo zanaka vavin'ny tany Ny andian-teny hoe ''ireo zanaka vavin'ny tany'' dia midika hoe vehivavy eo an-toerana. DH: "tahak'ireo vehivavy izay monina amin'ny tany'' # dia inona no soa ho ahy amin'ny fiainako? Mampiasa izany fanontaniana izany i Rebeka mba hanindriana ny fahatezerany raha manambady vehivavy Hetita i Jakoba. DH: "'hatsiravina tokoa ny fiainako!''