plt_tn/gen/27/41.md

20 lines
568 B
Markdown

# Niteny tao am-pony Esao
Eto ny ''fo'' dia ilazana an'i Esao tenany ihany. DH: "Niteny tamin'ny tenany i Esao" (UDB)
# efa manakaiky ireo andro fisaonana ny raiko
Ilazana ny isan'ireo andro hisaonanan'ny olona rehefa misy fianakaviana maty.
# Ireo tenin'i Esao zanany lahimatoa dia tonga tany amin'i Rebeka
Eto ny ''teny'' dia ilazana izay nolazain'i Esao. Afaka atao izany hoe: DH: "Nisy olona niteny tamin'i Rebeka mahakasika ny drafitr'i Esao''
# Indro
''mihainoa'' na ''henoy tsara''
# mampionona ny tenany
''manao izay hahatonga azy hahazo aina kokoa''