# Niteny tao am-pony Esao Eto ny ''fo'' dia ilazana an'i Esao tenany ihany. DH: "Niteny tamin'ny tenany i Esao" (UDB) # efa manakaiky ireo andro fisaonana ny raiko Ilazana ny isan'ireo andro hisaonanan'ny olona rehefa misy fianakaviana maty. # Ireo tenin'i Esao zanany lahimatoa dia tonga tany amin'i Rebeka Eto ny ''teny'' dia ilazana izay nolazain'i Esao. Afaka atao izany hoe: DH: "Nisy olona niteny tamin'i Rebeka mahakasika ny drafitr'i Esao'' # Indro ''mihainoa'' na ''henoy tsara'' # mampionona ny tenany ''manao izay hahatonga azy hahazo aina kokoa''