plt_tn/gen/27/32.md

12 lines
243 B
Markdown

# niteny taminy
''niteny tamin'i Esao''
# nipararetra Isaka
''nanomboka nihorohoro Isaka''
# nihaza ny haza na nihaza ny osy
Ny haza dia ilazana ny bibidia izay hazain'ny olona ka vonoiny. Jereo ny nandikanao ny ''haza'' ao amin'ny 27:5.