# niteny taminy ''niteny tamin'i Esao'' # nipararetra Isaka ''nanomboka nihorohoro Isaka'' # nihaza ny haza na nihaza ny osy Ny haza dia ilazana ny bibidia izay hazain'ny olona ka vonoiny. Jereo ny nandikanao ny ''haza'' ao amin'ny 27:5.