plt_tn/gen/27/03.md

24 lines
582 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy nanome toro marika an'ny zanany lahimatoa Isaka.
# ireto fitaovam-piadianao
"ireo fitaovam-pihazanao"
# ny fitifitrao
Ny fitifitra dia vata kely fitazonana ireo tsipika. DH: "fitifi-jana-tsipikanao''
# mihazà ho ahy
''mihazà bibi-dia ho ahy''
# Manaova sakafo matsiro, amin'ilay tena tiako
Ny teny hoe: ''matsiro'' dia ilazana ny zavatra izay tena tsara tsiro. DH: "Handrahoy hena matsiro, izay tena tiko aho''
# hanomezako tso-drano anao
Tamin'ny andron'ny Baiboly, ny ray matetika dia manona tso-drano ho an'ireo zanany.