# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy nanome toro marika an'ny zanany lahimatoa Isaka. # ireto fitaovam-piadianao "ireo fitaovam-pihazanao" # ny fitifitrao Ny fitifitra dia vata kely fitazonana ireo tsipika. DH: "fitifi-jana-tsipikanao'' # mihazĂ  ho ahy ''mihazĂ  bibi-dia ho ahy'' # Manaova sakafo matsiro, amin'ilay tena tiako Ny teny hoe: ''matsiro'' dia ilazana ny zavatra izay tena tsara tsiro. DH: "Handrahoy hena matsiro, izay tena tiko aho'' # hanomezako tso-drano anao Tamin'ny andron'ny Baiboly, ny ray matetika dia manona tso-drano ho an'ireo zanany.