plt_tn/gen/26/12.md

32 lines
920 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manomboka fizaran-tantara vaovao izany. Niova tamin'ny fitantarana mahakasika ny niantson'i Isaka an'i Rebeka ho anabiviny, ary manomboka mitantara momba ny nahatonga an'i Isaka hqewru tena mpanan-karena ary nialona azy ireo Filistina.
# tamin'izany tany izany
"tany Gerara"
# avo zato heny
Ny dikany dia "injato heny tahaka izay novoleny." Azo adika amin'ny ankapobeny kokoa izany hoe: "'vokatra be dia be'' (UDB).
# Lasa nanan-karena ralehilahy
''Lasa nanan-karena Isaka'' na "Lasa nanan-karena izy"
# ary nitombo hatrany izany mandra-pahatonga azy ho mpanakarem-be
"ary nihanahazo hatrany hatrany izy mandra-pahatonga azy ho tena mpanakarem-be''
# ondry
Mety tafiditra ao anatin'izany ny osy.
# ankohonana marobe
Eto ny ''ankohonana" dia ilazana ireo mpiasa sy ireo mpanompo. DH: ''mpanompo maro"
# Nialona azy ireo Filistina
"velom-pialonana azy ireo Filistina"