# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manomboka fizaran-tantara vaovao izany. Niova tamin'ny fitantarana mahakasika ny niantson'i Isaka an'i Rebeka ho anabiviny, ary manomboka mitantara momba ny nahatonga an'i Isaka hqewru tena mpanan-karena ary nialona azy ireo Filistina. # tamin'izany tany izany "tany Gerara" # avo zato heny Ny dikany dia "injato heny tahaka izay novoleny." Azo adika amin'ny ankapobeny kokoa izany hoe: "'vokatra be dia be'' (UDB). # Lasa nanan-karena ralehilahy ''Lasa nanan-karena Isaka'' na "Lasa nanan-karena izy" # ary nitombo hatrany izany mandra-pahatonga azy ho mpanakarem-be "ary nihanahazo hatrany hatrany izy mandra-pahatonga azy ho tena mpanakarem-be'' # ondry Mety tafiditra ao anatin'izany ny osy. # ankohonana marobe Eto ny ''ankohonana" dia ilazana ireo mpiasa sy ireo mpanompo. DH: ''mpanompo maro" # Nialona azy ireo Filistina "velom-pialonana azy ireo Filistina"