plt_tn/gen/25/31.md

24 lines
831 B
Markdown

# fizokiana
"zo handova ny ampahany betsaka amin'ny haren'ny raintsika amin'ny maha voalohan-teraka" (UDB)
# efa ho faty aho
Nampitombo ny zava-nisy Esao mba hanindrina ny hanoanany. DH: "Tena refona aho ary toa tsapako fa ho faty aho"
# Inona ny soa azoko avy amin'ny fizokiana?
Nampiasa izany fanontaniana izany Esao mba hanindrina fa manan-danja kokoa nohon'ny fizokiana ny fihinanan-kanina. Azo adika toy ny fanambarana izany. DH: "Tsy tsara ho ahy ny lova raha matin'ny hanoanana aho!"
# mianianà aloha amiko
Izay tian'i Jakoba hianihanan'i Esao dia azo atao mazava. DH: "mianianà aloha amiko fa hivarotra ny fizokianao ianao"
# voanemba
Toy ny tsaramaso izany, saingy ny voany dia boribory kely, ary toa fisapisaka.
# Nanao tsinontsinona ny fizokiany i Esao
"Nasehon'i Esao fa tsy manome lanja ny fizokiany izy"