plt_tn/gen/24/56.md

20 lines
358 B
Markdown

# hoy izy hoe
"ny mpanompon'i Abrahama niteny hoe"
# tamin'izy ireo
"tamin'ny reny sy anadahin'i Rebeka"
# Aza hazonina aho
"aza manao izay hahataraiky ahy" (UDB) na "Aza ampiandrasana aho"
# nanambina ny lalako Yaveh
Eto ny "lalana" dia ilazana ny dia. DH: "nampahomby ny tanjon'ny diako i Yaveh"
# Alefaso amin'ny lalako aho
"avelao aho hanainga"