# hoy izy hoe "ny mpanompon'i Abrahama niteny hoe" # tamin'izy ireo "tamin'ny reny sy anadahin'i Rebeka" # Aza hazonina aho "aza manao izay hahataraiky ahy" (UDB) na "Aza ampiandrasana aho" # nanambina ny lalako Yaveh Eto ny "lalana" dia ilazana ny dia. DH: "nampahomby ny tanjon'ny diako i Yaveh" # Alefaso amin'ny lalako aho "avelao aho hanainga"