plt_tn/gen/24/17.md

20 lines
597 B
Markdown

# mba hihaona aminy
"mba hihaona amin'ilay tovovavy"
# rano kely ho sotroina
"rano kely"
# siny
siny antonitoniny izay vita amin'ny tanimanga izay nampiasaina hitazomana sy handrarahana ranon-javatra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 24:12.
# ry tompoko
"tompoko." Eto ilay vehivavy dia mampiasa izany fomba fiteny maneho fanajana izany mba ilazana an-dralehilahy, na dia tsy andevony aza izy.
# nampidininy faingana ho eo an-tanany ilay siny
"nampidininy faingana ny sininy." Nitondra ilay siny teny an-tsorony izy. Tsy maintsy mampidina izany izy mba hanomezana rano ilay mpanompo.