# mba hihaona aminy "mba hihaona amin'ilay tovovavy" # rano kely ho sotroina "rano kely" # siny siny antonitoniny izay vita amin'ny tanimanga izay nampiasaina hitazomana sy handrarahana ranon-javatra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 24:12. # ry tompoko "tompoko." Eto ilay vehivavy dia mampiasa izany fomba fiteny maneho fanajana izany mba ilazana an-dralehilahy, na dia tsy andevony aza izy. # nampidininy faingana ho eo an-tanany ilay siny "nampidininy faingana ny sininy." Nitondra ilay siny teny an-tsorony izy. Tsy maintsy mampidina izany izy mba hanomezana rano ilay mpanompo.