plt_tn/gen/22/04.md

36 lines
886 B
Markdown

# Tamin'ny andro fahatelo
Ny teny " fahatelo" dia midika telo amin'ny filaharan'isa. DH: "tao aorian'ny andro faha telon'ny dia"
# nahita ilay toerana avy lavitra
"nahatazana avy eny alavitra ilay toerana izay efa nolazain'Andriamanitra"
# tovolahy
"mpanompo" (UDB)
# Hanao fanompoana izahay
Ny teny hoe: "izahay" dia ilazana an'i Abrahama sy Isaka ihany.
# hiverina eto aminareo indray
"hiverina eto aminareo"
# nametraka izany teo amin'Isaka zanany
"nampitondra izany, an'i Isaka, zanany"
# Nentiny teny an-tanany
Eto ny hoe "teny an-tanany" dia manasongadina fa i Abrahama mihintsy no nitondra ireo zavatra ireo. DH: "Abrahama tenany mihintsy no nitondra"
# ny afo
Eto ny hoe "ny afo" dia ilazana ny lasitra misy arina mirehitra na jiro na fanilo. DH: "zavatra izay handrehetana afo" (UDB)
# niara-nandeha izy roa
"niara-niainga izy ireo" na "niara-nandeha izy roa"