# Tamin'ny andro fahatelo Ny teny " fahatelo" dia midika telo amin'ny filaharan'isa. DH: "tao aorian'ny andro faha telon'ny dia" # nahita ilay toerana avy lavitra "nahatazana avy eny alavitra ilay toerana izay efa nolazain'Andriamanitra" # tovolahy "mpanompo" (UDB) # Hanao fanompoana izahay Ny teny hoe: "izahay" dia ilazana an'i Abrahama sy Isaka ihany. # hiverina eto aminareo indray "hiverina eto aminareo" # nametraka izany teo amin'Isaka zanany "nampitondra izany, an'i Isaka, zanany" # Nentiny teny an-tanany Eto ny hoe "teny an-tanany" dia manasongadina fa i Abrahama mihintsy no nitondra ireo zavatra ireo. DH: "Abrahama tenany mihintsy no nitondra" # ny afo Eto ny hoe "ny afo" dia ilazana ny lasitra misy arina mirehitra na jiro na fanilo. DH: "zavatra izay handrehetana afo" (UDB) # niara-nandeha izy roa "niara-niainga izy ireo" na "niara-nandeha izy roa"