plt_tn/gen/21/28.md

28 lines
638 B
Markdown

# Abrahama nanavaka zanak'ondry vavy fito tamin'ireo ondriny
"Nanasaraka zanak'ondry vavy fito avy tamin'ireo ondriny"
# fito
"7"
# Inona no dikan'ireto zanak'ondry vavy fito navahanao ireto?
"Nahoana no navahinao tamin'ireo namany ireto zanak'ondry vavy fito ireto?"
# ho raisinao
"haka ianao"
# avy amin'ny tanako
Eto ny "tanana" dia ilazana an'i Abrahama. DH: "avy amiko"
# mba ho vavolombelona izany
Ny teny hoe: "izany" dia ilazana ny fanomezana dia ireo zanak'ondry vavy fito.
# mba ho vavolombelona amiko izany
Ny anarana hoe "vavolombelona" dia afaka soloina hoe "hanaporofo." DH: "hanaporofo amin'ny olona rehetra"