# Abrahama nanavaka zanak'ondry vavy fito tamin'ireo ondriny "Nanasaraka zanak'ondry vavy fito avy tamin'ireo ondriny" # fito "7" # Inona no dikan'ireto zanak'ondry vavy fito navahanao ireto? "Nahoana no navahinao tamin'ireo namany ireto zanak'ondry vavy fito ireto?" # ho raisinao "haka ianao" # avy amin'ny tanako Eto ny "tanana" dia ilazana an'i Abrahama. DH: "avy amiko" # mba ho vavolombelona izany Ny teny hoe: "izany" dia ilazana ny fanomezana dia ireo zanak'ondry vavy fito. # mba ho vavolombelona amiko izany Ny anarana hoe "vavolombelona" dia afaka soloina hoe "hanaporofo." DH: "hanaporofo amin'ny olona rehetra"