plt_tn/gen/21/01.md

32 lines
914 B
Markdown

# Yaveh nihaino an'i Saraha
Eto ny andian-teny "nihaino" dia milaza ny fanampian'i Yaveh an'i Saraha mba hanana zazakely. DH: "Nanampy an'i Saraha i Yaveh"
# niteraka zaza lahy tamin'i Abrahama
"niteraka ny zanaka lahin'i Abrahama"
# tamin'ny fahanterany
"rehefa tena antitra i Abrahama"
# tamin'ny fotoana voatendry izay efa nolazain'Andriamanitra taminy
"tamin'ny fotoana izay nolazain'Andriamanitra hitrangan'izany indrindra"
# Abrahama nanome anarana ny zanany lahy, ilay nateraka ho azy, izay naterak'i Saraha ho azy, hoe Isaka
"Nanome anarana ny zanany lahy vao teraka i Abrahama, ilay izay naterak'i Saraha, Isaka" na " Nanome anarana ny zanaka lahin'izy ireo vao teraka hoe Isaka i Abrahama"
# Noforain'i Abrahama Isaka zanany tamin'izy havaloana
"Raha valo andro i Isaka zanany, dia noforain'i Abrahama izy"
# valo andro
"8 andro"
# nandidiana (...) azy
"izay nandidiana hataon'i Abrahama"