# Yaveh nihaino an'i Saraha Eto ny andian-teny "nihaino" dia milaza ny fanampian'i Yaveh an'i Saraha mba hanana zazakely. DH: "Nanampy an'i Saraha i Yaveh" # niteraka zaza lahy tamin'i Abrahama "niteraka ny zanaka lahin'i Abrahama" # tamin'ny fahanterany "rehefa tena antitra i Abrahama" # tamin'ny fotoana voatendry izay efa nolazain'Andriamanitra taminy "tamin'ny fotoana izay nolazain'Andriamanitra hitrangan'izany indrindra" # Abrahama nanome anarana ny zanany lahy, ilay nateraka ho azy, izay naterak'i Saraha ho azy, hoe Isaka "Nanome anarana ny zanany lahy vao teraka i Abrahama, ilay izay naterak'i Saraha, Isaka" na " Nanome anarana ny zanaka lahin'izy ireo vao teraka hoe Isaka i Abrahama" # Noforain'i Abrahama Isaka zanany tamin'izy havaloana "Raha valo andro i Isaka zanany, dia noforain'i Abrahama izy" # valo andro "8 andro" # nandidiana (...) azy "izay nandidiana hataon'i Abrahama"