plt_tn/gen/20/06.md

24 lines
528 B
Markdown

# Andriamanitra niteny taminy
"niteny tamin'i Abimeleka Andriamanitra"
# tamin'ny hitsim-ponao no nanaovanao izany
Eto ny "fo" dia milaza ny fisainana na izay kasaina atao. DH: "nanao izany tamin'ny fikasana tsara ianao" na "Nanao izany tsy tamim-pisainana ratsy ianao"
# hikasika azy
Izany dia fanalefahan-teny ilazana ny fanaovana firaisana ara-nofo amin'i Saraha. DH: "nandry taminy"
# ny vadin-dralehilahy
"ny vadin'i Abrahama"
# ho velona ianao
"avelako ho velona ianao"
# izay rehetra anao
"ny olonao rehetra"