# Andriamanitra niteny taminy "niteny tamin'i Abimeleka Andriamanitra" # tamin'ny hitsim-ponao no nanaovanao izany Eto ny "fo" dia milaza ny fisainana na izay kasaina atao. DH: "nanao izany tamin'ny fikasana tsara ianao" na "Nanao izany tsy tamim-pisainana ratsy ianao" # hikasika azy Izany dia fanalefahan-teny ilazana ny fanaovana firaisana ara-nofo amin'i Saraha. DH: "nandry taminy" # ny vadin-dralehilahy "ny vadin'i Abrahama" # ho velona ianao "avelako ho velona ianao" # izay rehetra anao "ny olonao rehetra"