plt_tn/gen/18/29.md

28 lines
622 B
Markdown

# niteny taminy izy
"niteny tamin'i Yaveh i Abrahama"
# raha misy efa-polo hita ao
Ny heviny dia hoe: "raha mahita olona marina efapolo ao Sodoma sy Gomora ianao."
# Namaly Izy
"Namaly i Yaveh"
# Tsy hanao izany nohon'ny efa-polo Aho
"Tsy handringana ireo tanàna Aho raha mahita olo-marina efapolo ao"
# telo-polo
"olo-marina telo-polo" na "olona tsara telo-polo"
# indro
Ny andian-teny hoe: "Indro" dia manintona ny saintsika ny amin'ny fampahafantarana manaitra izay ho avy manaraka.
# namela ahy niresaka
"Mamela ahy ny amin'ny fahasahiako hiresaka aminao" na "Mamela ahy ny amin'ny fahasahiako miresaka"