# niteny taminy izy "niteny tamin'i Yaveh i Abrahama" # raha misy efa-polo hita ao Ny heviny dia hoe: "raha mahita olona marina efapolo ao Sodoma sy Gomora ianao." # Namaly Izy "Namaly i Yaveh" # Tsy hanao izany nohon'ny efa-polo Aho "Tsy handringana ireo tanĂ na Aho raha mahita olo-marina efapolo ao" # telo-polo "olo-marina telo-polo" na "olona tsara telo-polo" # indro Ny andian-teny hoe: "Indro" dia manintona ny saintsika ny amin'ny fampahafantarana manaitra izay ho avy manaraka. # namela ahy niresaka "Mamela ahy ny amin'ny fahasahiako hiresaka aminao" na "Mamela ahy ny amin'ny fahasahiako miresaka"