plt_tn/gen/15/04.md

24 lines
609 B
Markdown

# Avy eo, dia indro
Ny teny "indro" dia manasongadina fa ny tenin'i Yaveh dia tonga tamin'i Abrama indray.
# tonga ... ny tenin'i Yaveh
Midika izany fomba fiteny izany fa niteny Andriamanitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 15:1. DH: "Nilaza ny hafany i Yaveh"
# ny tenin'i Yaveh
Eto ny "teny" dia maneho ny hafatr'i Yaveh. DH: "ny hafatr'i Yaveh"
# Izany lehilahy izany
Ilazana an'i Eliezera avy any Damaskosy izany.
# izay avy amin'ny nofonao ihany
"izay naterakao" na "zanakao lahy mihintsy." Ny tena zanak'i Abrama no ho mpandova azy.
# isao ireo kintana
"atambaro ny isan'ireo kintana"