forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1022 B
Markdown
32 lines
1022 B
Markdown
# Ary
|
|
|
|
Nampiasaina mba hanamarika ny fizaran-tantara vaovao izany teny izany.
|
|
|
|
# Mialà amin'ny firenenao, sy amin'ireo havanao
|
|
|
|
"Mialà amin'ny taninao, sy amin'ireo fianakavianao"
|
|
|
|
# Hataoko firenena lehibe ianao
|
|
|
|
Ny "ianao" eto dia ilazana an'i Abrama, kanefa i Abrama dia maneho ny taranany. DH: "Avy aminao no hanombohako firenena lehibe" na "hataoko tonga firenena lehibe ireo taranakao"
|
|
|
|
# ary hataoko lehibe ny anaranao
|
|
|
|
Ny teny hoe "anarana" dia maneho ny lazan'ny olona iray. DH: "ary hataoko malaza ianao"
|
|
|
|
# ary ho fitahiana ianao
|
|
|
|
Ny teny hoe: "ho an'ny olona hafa" dia voazava. DH: "ho fitahiana ho an'ny olona hafa ianao"
|
|
|
|
# fa na iza na iza manala baraka anao dia hozoniko
|
|
|
|
"hozoniko izay rehetra mitondra anao amin'ny fomba maha menatra" na "raha misy mitondra anao toy ny tsy misy dikany, dia hanozona azy Aho"
|
|
|
|
# Avy aminao no hitahiana ireo firenen'ny tany rehetra
|
|
|
|
Azo atao izany hoe: DH: "hitahiana ireo firenen'ny tany rehetra avy aminao Aho"
|
|
|
|
# Avy aminao
|
|
|
|
"noho ianao" na "satria nitahy anao Aho"
|