# Ary Nampiasaina mba hanamarika ny fizaran-tantara vaovao izany teny izany. # MialĂ  amin'ny firenenao, sy amin'ireo havanao "MialĂ  amin'ny taninao, sy amin'ireo fianakavianao" # Hataoko firenena lehibe ianao Ny "ianao" eto dia ilazana an'i Abrama, kanefa i Abrama dia maneho ny taranany. DH: "Avy aminao no hanombohako firenena lehibe" na "hataoko tonga firenena lehibe ireo taranakao" # ary hataoko lehibe ny anaranao Ny teny hoe "anarana" dia maneho ny lazan'ny olona iray. DH: "ary hataoko malaza ianao" # ary ho fitahiana ianao Ny teny hoe: "ho an'ny olona hafa" dia voazava. DH: "ho fitahiana ho an'ny olona hafa ianao" # fa na iza na iza manala baraka anao dia hozoniko "hozoniko izay rehetra mitondra anao amin'ny fomba maha menatra" na "raha misy mitondra anao toy ny tsy misy dikany, dia hanozona azy Aho" # Avy aminao no hitahiana ireo firenen'ny tany rehetra Azo atao izany hoe: DH: "hitahiana ireo firenen'ny tany rehetra avy aminao Aho" # Avy aminao "noho ianao" na "satria nitahy anao Aho"