plt_tn/gen/09/26.md

24 lines
1014 B
Markdown

# Fampahafantarana ankapobeny:
Raha azonao atao, dia tazomy ny endrik'ireo andininy ireo mba hanehoana amin'ny mpamaky fa hay kanto izany.
# Isaorana anie Yaveh, Andriamanitr'i Sema,
"Hankalazaina anie Yaveh, ilay Andriamanitr'i Sema," na "Yaveh, ilay Andriamanitr'i Sema, dia mendrika ny fiderana" na "Midera an'i Yaveh aho, ilay Andriamanitr'i Sema" (UDB)
# ho mpanompony anie i Kanàna
"Aoka i Kanàna ho mpanompon'i Sema." Tafiditra ao amin'izany ireo taranak'i Kanàna sy Sema.
# Hanitatra ny fari-tanin'i Jafeta anie Andriamanitra
Ireo mety ho heviny dia 1) "Hataon'Andriamanitra lehibe anie ny fari-tanin'i Jafeta" (UDB) na 2) "Andriamanitra anie hahamaro ny taranak'i Jafeta."
# ary hamela azy hanorina ny tranony eo amin'ireo lain'i Sema
"ary hamela azy hiaina am-pilaminana (fiadanana) miaraka amin'i Sema." Tafiditra ao anatin'izany ireo taranak'i Jafeta sy Sema.
# Ho mpanompony anie i Kanana
"Aoka ho mpanompon'i Jafeta i Kanana." Tafiditra ao anatin'izany ireo taranak'i Jafeta sy Sema.