plt_tn/gen/09/11.md

24 lines
785 B
Markdown

# Fampahafantarana ankapobeny:
Nanohy niresaka tamin'i Noa sy ireo zanany lahy Andriamanitra.
# Izao Aho dia hanamafy ny fanekena nataoko taminareo,
"Amin'ny filazana hoe, hanao ny fanekeko aminao Aho." Jereo ny nandikana ny teny mitovy ao amin'ny 6:18.
# ny nofo rehetra
Ireo mety ho heviny dia: 1)ny olombelona rehetra na 2) ny manana vatana rehetra, dia ny olona sy ny biby.
# Ary tsy hisy safo-drano handrava ny tany intsony
"Tsy hisy safo-drano handrava ny tany intsony mandrakizay." Hisy safo-drano, kanefa tsy handrava ny tany manontolo izany.
# famantarana
Izany dia midika ho fampatsiahivana ny zavatra izay nampanantenaina.
# fanekena ... an'ireo taranaka ho avy rehetra
Mihatra amin'i Noa sy ny fianakaviany ary ny taranaka fara mandimby rehetra ihany koa izany.