forked from WA-Catalog/plt_tn
64 lines
1.9 KiB
Markdown
64 lines
1.9 KiB
Markdown
# Nanamboatra alitara ho an'i Yaveh
|
|
|
|
"Nanamboatra alitara voatokana ho an'i Yaveh" na "Nanamboatra alitara hiderana an'i Yaveh." Mety namboariny tamin'ny vato izany.
|
|
|
|
# biby madio ... vorona madio
|
|
|
|
Eto ny "madio" dia midika fa navelan'Andriamanitra hatao fanatitra ireo biby ireo. Misy biby hafa izay tsy fanao fanatitra ary nantsoina hoe :"maloto."
|
|
|
|
# nanolotra fanatitra dorana
|
|
|
|
Namono ny biby i Noa ary nandoro azy ireo tanteraka ho fanatitra ho an'Andriamanitra. DH: "nandoro ny biby ho fanatitra ho an'i Yaveh"
|
|
|
|
# hanitra ankasitrahana
|
|
|
|
Izany dia tahaka ny fofona manitrin'ny hena natono.
|
|
|
|
# nilaza tao am-pony
|
|
|
|
Eto ny teny hoe: "fo" dia ilazana ny fisainana sy ny fihetseham-pon'Andriamanitra.
|
|
|
|
# manozona ny tany
|
|
|
|
"manao zavatra tena ratsy ho an'ny tany" (UDB)
|
|
|
|
# noho ny olombelona
|
|
|
|
Afaka atao mazava kokoa izany: " satria mpanota ny olombelona."
|
|
|
|
# ny fironan'ny fon'izy ireo dia ratsy hatramin'ny fahazazany
|
|
|
|
"hatramin'ny fahakeliny dia efa nirona hanao zava-dratsy izy ireo" na "raha mbola tanora izy ireo, dia te hanao zava-dratsy"
|
|
|
|
# ny fironan'ny fon'izy ireo
|
|
|
|
Eto ny teny hoe: "fo" dia ilazana ny fisainana, ny fihetseham-po, ny filana, ary ny lalan'ny olona. DH: "ny fironan'izy ireo" na "ny fahazaran'izy ireo"
|
|
|
|
# hatramin'ny fahazazany
|
|
|
|
Izany dia ilazana ny zaza taloha. DH: "hatramin'ny fahatanorany"
|
|
|
|
# Raha mbola maharitra koa ny tany
|
|
|
|
"Raha mbola mitoetra ny tany" na "Raha mbola misy koa ny tany"
|
|
|
|
# fotoam-pamafazana
|
|
|
|
"ny fotoan'ny fambolena"
|
|
|
|
# ny hatsiaka sy ny hafanana, ny fahavaratra sy ny ririnina
|
|
|
|
Ireo fomba filaza roa ireo dia samy ilazana ny toetr'andro roa lehibe ao anatin'ny taona. Ireo mpandika teny dia mety hampiasa ny fomba filazana misy any an-toerana.
|
|
|
|
# fahavaratra
|
|
|
|
ilay fotoana mafana, maina ao anatin'ny taona
|
|
|
|
# ririnina
|
|
|
|
ilay mangatsitsiaka, mando na ny fotoan'ny oram-panala ao anatin'ny taona
|
|
|
|
# tsy hitsahatra
|
|
|
|
"tsy hitsahatra ny hisy" na "tsy hitsahatra ny hiseho." Afaka atao filaza tsy mandà izany. DH: "hitohy hatrany"
|