plt_tn/gen/07/15.md

24 lines
682 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny andininy 13-18 dia miverina indroa ary manome fanazavana an-tsipirihany mikasika ny nandehanan'i Noa sy ny fianakaviany ary ireo biby tao amin'ny sambo-fiara, ao amin'ny 7:1. Tsy zava-baovao izany.
# tsiroaroa amin'ny nofo rehetra
Eto ny "nofo" dia ilazana ireo biby.
# izay manam-pofon'aina
Eto ny "fofon'aina" dia ilazana ny aina. DH: "izay miaina"
# Tonga teo amin'i Noa
Ny teny hoe: "tonga" dia azo adika toy ny hoe: "lasa"
# amin'ny nofo rehetra
Eto ny "nofo" dia maneho ny biby. DH: "amin'ny karazam-biby rehetra"
# tao aorian'izy ireo
Azo atao mazava ny tena dikan'izany . DH: "rehefa avy niditra ny sambo fiara izy ireo"