# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny andininy 13-18 dia miverina indroa ary manome fanazavana an-tsipirihany mikasika ny nandehanan'i Noa sy ny fianakaviany ary ireo biby tao amin'ny sambo-fiara, ao amin'ny 7:1. Tsy zava-baovao izany. # tsiroaroa amin'ny nofo rehetra Eto ny "nofo" dia ilazana ireo biby. # izay manam-pofon'aina Eto ny "fofon'aina" dia ilazana ny aina. DH: "izay miaina" # Tonga teo amin'i Noa Ny teny hoe: "tonga" dia azo adika toy ny hoe: "lasa" # amin'ny nofo rehetra Eto ny "nofo" dia maneho ny biby. DH: "amin'ny karazam-biby rehetra" # tao aorian'izy ireo Azo atao mazava ny tena dikan'izany . DH: "rehefa avy niditra ny sambo fiara izy ireo"