plt_tn/gen/07/01.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireo tranga ao amin'ity toko ity dia niseho tao aorian'ny namboaran'i Noa ny sambo-fiara, nanangonany ny sakafo, ary nanao izany tao amin'ny sambo-fiara.
# tongava ... ao amin'ilay sambo-fiara ... ento
"Midira ... ao amin'ilay sambo-fiara ... makà." Maro ny fandikan-teny mivaky hoe" Mandehana... ao amin'ilay sambo-fiara ... ento."
# ianao
Ny teny "ianao" dia ilazana an'i Noa.
# ny ankohonanao
"ny havanao"
# marina eo anatrehako
Midika izany fa Andriamanitra dia nahita fa marina i Noa.
# amin'ity taranaka ity
Izany dia ilazana ny olona rehetra izay niaina tamin'izany fotoana izany. DH:" amin'ireo olona rehetra izay miaina ankehitriny"
# biby madio
Izany dia ilazana ny biby izay navelan'Andriamanitra hohanin'ny olony sy atao fanatitra.
# biby izay tsy madio.
Izany dia ilazana ny biby izay tsy navelan'Andriamanitra hohanin'ny olony na atao fanatitra.
# ho fitandrovana ny taranany
"mba hananan'izy ireo taranaka izay ho velona" na "mba, hitohizan'ny fahaveloman'ny biby, ao aorian'ny tondra-drano"