plt_tn/gen/03/20.md

20 lines
495 B
Markdown

# Ralehilahy
Misy fandikan-teny sasany manao hoe: "Adama"
# niantso ny anaram-badiny hoe "Eva"
"nanome anarana ny vadiny hoe: Eva" na "niantso ny vadiny ho Eva" (UDB)
# Eva
Ny mpandika teny dia mety hanoratra fanamarihana ambany pejy milaza hoe: "Ny anarana Eva dia mitovy fanonona amin'ny teny Hebreo ny teny izay midika hoe 'fiainana."'
# ny manan'aina rehetra
Ny teny "manan'aina" dia ilazana ny olona. DH: "ny olona rehetra"
# akanjo hoditra
"akanjo vita amin'ny hoditrin'ny biby"