# Ralehilahy Misy fandikan-teny sasany manao hoe: "Adama" # niantso ny anaram-badiny hoe "Eva" "nanome anarana ny vadiny hoe: Eva" na "niantso ny vadiny ho Eva" (UDB) # Eva Ny mpandika teny dia mety hanoratra fanamarihana ambany pejy milaza hoe: "Ny anarana Eva dia mitovy fanonona amin'ny teny Hebreo ny teny izay midika hoe 'fiainana."' # ny manan'aina rehetra Ny teny "manan'aina" dia ilazana ny olona. DH: "ny olona rehetra" # akanjo hoditra "akanjo vita amin'ny hoditrin'ny biby"