plt_tn/gal/06/11.md

1.5 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Eo am-pamaranan'i Paoly ny taratasiny, dia manao fampatsiahivana iray hafa izy fa ny lalàna dia tsy mamonjy ary tokony hahatsiaro ny hazofijalian'i Kristy izy ireo.

halehiben'ny soratra

Mety midika izany fa i Paoly dia te hanindry ny amin'ny 1) filazana izay manaraka eo na 2) hoe avy aminy ity taratasy ity.

nosoratan'ny tanako

Ireo mety ho dikany dia 1) Mety nanana mpanampy izay nanoratra ny ankamaroan'ireo taratasiny i Paoly ary i Paoly no nilaza taminy izay ho soratana, saingy i Paoly mihitsy no naoratra io ampahany farany amin'ny taratasy io na 2) I Paoly mihitsy no nanoratra ny taratasy.

hiseho ho tsara

"mahatonga ny hafa hihevitra tsara momba azy ireo" na "mahatonga ny hafa hihevitra fa olona tsara izy ireo"

ao amin'ny nofo

"amin'ny porofo hita maso" na "amin'ny fiezahan'izy ireo manokana"

manery

"misarika mafy"

mba hialana amin'ny fanenjehana nohon'ny amin'ny hazofijalian'i Kristy

"mba tsy hanenjika azy ireo ny olona nohon'ny filazana fa ny hazofijalian'i Kristy irery ihany no mamonjy ny olona.

hazofijalian'i

Ny hazofijaliana eto dia maneho izay nataon'i Kristy ho antsika tamin'ny nahafatesany teo amin'ny hazofijaliana. DH: "ny asa vitan'i Jesosy teo amin'ny hazo fijaliana" na "ny fahafatesana sy ny fitsanganan'i Jesosy tamin'ny maty"

tian'izy ireo

"tian'ireo olona manosika anareo mba ho foraina"

mba hireharehan'izy ireo amin'ny nofonareo

"mba hirehareha izy ireo fa nanampy anareo tao amin'ireo olona izay miezaka ny hihazona ny lalàna"