plt_tn/gal/06/01.md

36 lines
1.3 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mampianatra ireo mpino ny amin'ny fomba tokony hitondran'izy ireo ny mpino hafa sy famalian'Andriamanitra fitia i Paoly.
# Ry rahalahy
Adikao araka ny ao amin'ny 1:1.
# raha misy olona
"raha misy na iza na iza eo aminareo"
# azon'ny ota
Ireo mety ho dikany dia 1) nisy olona nahatratra izay olona izany nanao izany: "tratra teo am-panotana," na 2) nanota fa tsy nanana eritreritra ny hanao ratsy izany olona izany: "nilavo lefona ka nanota"
# ianareo izay ara-panahy
"ireo sasany aminareo izay tarihin'ny Fanahy" na "ianareo izay miaina amin'ny fitarihan'ny Fanahy"
# hamerina azy
"hanitsy izany olona nanota izany" na "hananatra ilay olona nanota mba hiverina amin'ny fifandraisana tsara amin'Andriamanitra"
# amin'ny fahamoram-panahy
Ireo mety ho dikany dia 1) manoro lalana ilay manome fananarana ny Fanahy na 2) "amin'ny toetra feno fahamoram-panahy" na "amin'ny fomba tsara fanahy"
# Mihevera ny tenanao
Ireo teny ireo dia mandray ireo Galatiana rehetra toy ny olona iray ihany mba hanindriana fa izy dia miresaka amin'ny tsirairay amin'izy ireo. DH: "Mihevera-tena" na "Milaza amin'ny tsirairay aminareo aho: 'hevero ny tenanareo"'
# mba tsy ho halaim-panahy koa ianao
Azo atao hoe DH: "mba tsy hisy haka fanahy anareo hanota ihany koa"