plt_tn/gal/05/25.md

349 B

Raha miaina amin'ny Fanahy isika

"Satria nahatonga antsika ho velona ny Fanahin'Andriamanitra"

handeha amin'ny Fanahy ihany koa

Ny "handeha" dia sarin-teny ilazana ny fiainana isan'andro. DH: "hamela ny Fanahy Masina hitarika antsika mba hanaovantsika ireo zavatra izay ankasitrahana sy manome voninahitra an'Andriamanitra"

Aoka

"Tokony"