plt_tn/gal/05/25.md

12 lines
349 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Raha miaina amin'ny Fanahy isika
"Satria nahatonga antsika ho velona ny Fanahin'Andriamanitra"
# handeha amin'ny Fanahy ihany koa
Ny "handeha" dia sarin-teny ilazana ny fiainana isan'andro. DH: "hamela ny Fanahy Masina hitarika antsika mba hanaovantsika ireo zavatra izay ankasitrahana sy manome voninahitra an'Andriamanitra"
# Aoka
"Tokony"