plt_tn/gal/05/19.md

494 B

ny asan'ny filan'ny nofo

Ny teny hoe "asa" dia azo adika ho matoanteny "manao." DH: "izy ataon'ny filan'ny nofo"

ny asan'ny filan'ny nofo

Eto ny filan'ny nofo dia resahina toy ny olona izay te hanota. DH: "izay tianareo ho atao nohon'ny filan'ny nofonareo" na "ireo zavatra tianareo ho atao satria feno fahotana ianareo"

handova

Ny fandraisana izay nampanantenain'Andriamanitra ireo mpino dia ambara tahaka ny fandovana tany sy harena avy amin'ny olona iray ao amin'ny fianakaviana.