# ny asan'ny filan'ny nofo Ny teny hoe "asa" dia azo adika ho matoanteny "manao." DH: "izy ataon'ny filan'ny nofo" # ny asan'ny filan'ny nofo Eto ny filan'ny nofo dia resahina toy ny olona izay te hanota. DH: "izay tianareo ho atao nohon'ny filan'ny nofonareo" na "ireo zavatra tianareo ho atao satria feno fahotana ianareo" # handova Ny fandraisana izay nampanantenain'Andriamanitra ireo mpino dia ambara tahaka ny fandovana tany sy harena avy amin'ny olona iray ao amin'ny fianakaviana.